|
|
|
|

Teny iditra1 fandrefesana haambo
Singan-teny  2fandrefesana, 3haambo
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5fomba fandrefesana elanelan-kambosana ary famaritana ny haabon'ny teboka. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6nivellement. [1.13]
Tovy hevitra  7fandrefesan-kaambo, lanja haambo

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12